Zava-drehetra ilainao ho amin'ny asa birao

LibreOffice dia tarin-drindrankajim-birao ahitana izay zavatra rehetra ilainao amin'ny famoronana taratasy ho atonta, taratasin-kajy ary fanolorana. Mahazaka ny rakitra avoakan'i Microsoft Office izy ireo ka ahitanao ny fitaovana rehetra ilainao, maimaimpoana.